Mofon’aina – ALATSINAINY 28 AOGOSITRA 2017 28 aogositra 2017 Famonjena, Fandresena, Fanoloran-tena Genesisy Ary izao kosa no nampitondrainy ho an-drainy: borikilahy folo nitondra zava-tsoa avy tany Egypta, sy borikivavy folo nitondra vary sy mofo,…
Mofon’aina – ALAKAMISY 17 AOGOSITRA 2017 17 aogositra 2017 Vavolombelona Genesisy Dia tezitra Jakoba ka nifamaly tamin’ i Labana; ary namaly Jakoba ka nanao tamin’ i Labana hoe: Inona no heloko?…
Mofon’aina – TALATA 08 AOGOSITRA 2017 8 aogositra 2017 Fahalavoana, Fiantran'Andriamanitra Genesisy Dia nahiratra ny mason’ izy mivady, ka fantany fa mitanjaka izy; ary nanjaitra ravin’ aviavy izy,…
Mofon’aina – ZOMA 12 MAY 2017 12 may 2017 Fahamendrehana Genesisy Koa ankehitriny aoka Farao hizaha lehilahy manan-tsaina sady hendry ka hanendry azy hanapaka ny tany Egypta…
Mofon’aina – Alarobia 01 febroary 2017 1 febroary 2017 Genesisy Ary Andriamanitra niteny tamin’ i Noa sy tamin’ ny zanany, izay niaraka taminy, ka nanao hoe…