Mofon’aina – ALAROBIA 10 MAY 2017 10 may 2017 Fahendrena, Fifankatiavana I Petera Fa antomotra ny faran’ ny zavatra rehetra; koa hendre ka mahonòna tena ho amin’ ny fivavahana…
Mofon’aina – TALATA 09 MAY 2017 9 may 2017 Fahendren'Andriamanitra, Fankatoavana Eksodosy Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:2 Indro, efa notononiko anarana Bezalila, zanak’ i Ory, zanak’ i Hora, avy amin’ ny firenen’ i Joda…
Mofon’aina – ZOMA 05 MAY 2017 5 may 2017 Fahendren'Andriamanitra Romana Fa izaho mananatra anareo, ry rahalahy, mba hitandrina ny amin’ izay mahatonga ny fisarahana…
Mofon’aina – ALAKAMISY 04 MAY 2017 4 may 2017 Fahamarinana, Fitondran-tena Ohabolana Ny vehivavy hendry dia samy manao ny tranony; Fa ny adala kosa mandrava ny tranony amin’ ny tànany…
Mofon’aina – ALAROBIA 03 MAY 2017 3 may 2017 Fahendren'Andriamanitra Lioka Ary nony nanao raharaham-pisoronana teo anatrehan’ Andriamanitra Zakaria araka ny fifandimbiasan’ ny antokony…
Mofon’aina – TALATA 02 MAY 2017 2 may 2017 Fahendren'Andriamanitra Mpitoriteny Izao koa no fahendrena efa hitako tatỳ ambanin’ ny masoandro,…