Ary raha niala tao Jeriko izy, dia nisy vahoaka betsaka nanaraka an’ i Jesoa…
Ary tamin’ izany andro izany dia narary saiky maty Hezekia; ary Isaia mpaminany zanak’ i Amoza, nankao aminy ka nilaza taminy hoe:…
Raha misy manao azy ho mpivavaka, nefa tsy mamehy ny vavany,…
Ary raha mihamalahelo ny rahalahinao ka mivaro-tena aminao, aza ampanompoinao toy ny andevo izy;…
Ary Mordekay nampitondra valiny ho amin’ i Estera hoe: Aza manao anakampo fa ho afaka mihoatra noho ny Jiosy rehetra ianao, …
Fa izao no lazain’ i Jehovah: Rehefa tapitra ny fito-polo taona ny amin’ i Babylona, dia hamangy anareo Aho,…
Dia nandidy ny mpanjaka; ary nentina Daniela ka natsipy tao an-davaky ny liona….
Fa efa nantsoina ho amin’ ny fahafahana ianareo, ry rahalahy; …
Ary manisà sabatan-taona fito ho anao, dia fito taona impito, ka ny hanisanao ny andron’ ireo sabatan-taona fito ireo dia sivy amby efa-polo taona…
Ary dia feno ny Fanahy Masina Zakaria rainy ka naminany hoe:68 Isaorana anie ny Tompo Andriamanitry ny Isiraely;…