MOFON’AINA TALATA 30 OKTOBRA 2018 30 oktobra 2018 Fahalemena Ohabolana Ny famaliana mora dia mampianina ny fahatezerana mafy; Fa ny teny maharary mahatonga fahasosorana…
MOFON’AINA ALAKAMISY 04 OKTOBRA 2018 4 oktobra 2018 Fahamarinana Ohabolana Ny mizana mandainga dia fahavetavetana eo imason’ i Jehovah; Fa ny vato marina no ankasitrahany…
Mofon’aina – TALATA 14 AOGOSITRA 2018 14 aogositra 2018 Fanaovan-dratsy, Fitsaran'Andriamanitra Ohabolana Ny olona tena ratsy fanahy sy mpanao ratsy Dia ilay mandehandeha manao vava ratsy,…
Mofon’aina – ALATSINAINY 02 JOLAY 2018 2 jolay 2018 Fahamarinana Ohabolana Izay mampahory ny mahantra dia manala baraka ny Mpanao azy;…
Mofon’aina – TALATA 10 APRILY 2018 10 aprily 2018 Fahendren'Andriamanitra Ohabolana Ny teny marina dia eo amin’ ny molotry ny mpanjaka, Ary tsy diso teny izy, raha mitsara….
Mofon’aina – ALAROBIA 13 DESAMBRA 2017 13 desambra 2017 Fahasoavan'Andriamanitra, Fankatoavana Ohabolana Anaka, aza manadino ny lalàko; Fa aoka ny fonao hitandrina ny didiko;…
Mofon’aina – ALAROBIA 31 MAY 2017 31 may 2017 Fahendrena, Fitondran-tena Ohabolana Mihainoa ianao, anaka, ka hendre, ary ampizory amin’ ny lalana ny fonao…
Mofon’aina – ALAKAMISY 04 MAY 2017 4 may 2017 Fahamarinana, Fitondran-tena Ohabolana Ny vehivavy hendry dia samy manao ny tranony; Fa ny adala kosa mandrava ny tranony amin’ ny tànany…