1 Inona ary no holazaintsika? Mbola hitoetra amin’ ny ota ihany va isika hitomboan’ ny fahasoavana?…
Raha mbola nilaza izany teny izany Petera, dia nilatsaka tamin’ izay rehetra nandre ny teny ny Fanahy Masina…
Fa ianareo rehetra dia zanak’ Andriamanitra amin’ ny finoana an’ i Kristy Jesoa…
Ary raha nandre izany ny olona, dia voatsindrona tam-pony ka nanao tamin’ i Petera sy ny Apostoly namany hoe:…
Koa izany fahasambarana izany moa an’ ny voafora ihany va, sa an’ ny tsy voafora koa?…
Ny niandohan’ ny Filazantsaran’ i Jesoa Kristy, Zanak’ Andriamanitra…
Ary hoy Davida: Mbola misy sisa ihany va ny tamingan’ i Saoly mba hasiako soa noho ny amin’ i Jonatana?…
Ezekiela 2:2-5II Korintiana 12:7-10Marka 6:1-6
Fa raha mbola nieritreritra ny fahitana Petera, dia hoy ny Fanahy taminy:…
Ary tonga fanindroany tamin’i Jeremia ny tenin’i Jehovah, raha mbola voahazona teo an-kianjan’ny…