Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:6 Alao ny Levita avy amin’ ny Zanak’ Isiraely,…
Fa ny famorana mahasoa tokoa, raha mankatò ny lalàna ianao; fa raha mpandika ny lalàna kosa ianao,…
Ary ilay tandapa namaly an’ i Filipo ka nanao hoe: Masìna ianao, iza moa no lazain’ ny mpaminany amin’ izany?…
Voazarazara va Kristy? Paoly va no voahombo tamin’ ny hazo fijaliana hamonjy anareo,…
Ary izay niely dia nandeha nitory teny tontolo eny…
Ary raha mbola tany Korinto Apolosy, dia nitety ny tany ambony Paoly ka tonga tany Efesosy,…
Fa Kristy koa aza efa nijaly indray mandeha noho ny ota, ny Marina hamonjy ny tsy marina,…
Ary rehefa tafidina avy tany Makedonia Silasy sy Timoty,…
Mamindrà fo amiko, Andriamanitra ô, araka ny fahasoavanao;…
Rehefa afaka izany, dia tonga tany amin’ ny tany Jodia Jesoa sy ny mpianany;…