Mofon’aina – ALAKAMISY 11 JANOARY 2018 11 janoary 2018 Fiderana, Fitaomana Salamo Avia, aoka isika hihoby ho an’ i Jehovah; Aoka isika hanao feo fifaliana ho an’ ny Vatolampy famonjena antsika…
Mofon’aina – ALAROBIA 10 JANOARY 2018 10 janoary 2018 Fahasoavan'Andriamanitra, Herin'Andriamanitra Deotoronomia Ary ankehitriny, ry Isiraely ô, inona moa no ilain’ i Jehovah Andriamanitrao aminao,…
Mofon’aina – TALATA 09 JANOARY 2018 9 janoary 2018 Famonjena, Jesoa Jaona Nony ampitso dia nahita an’ i Jesoa avy manatona azy Jaona, ka dia hoy izy: Indro ny Zanak’ ondrin’ Andriamanitra,…
Mofon’aina – ALATSINAINY 08 JANOARY 2018 8 janoary 2018 Fahalemem-panahy, Herin'Andriamanitra Asan'ny Apostoly Ary raha tany Mileto Paoly, dia naniraka hankany Efesosy izy ka nampaka ny loholon’ ny fiangonana hankeo aminy…
Mofon’aina – ZOMA 05 JANOARY 2018 5 janoary 2018 Herin'Andriamanitra, Voninahitr'Andriamanitra Efesiana Ary noho izany izaho koa, rehefa nandre ny finoanareo an’ i Jesosy Tompo izay hitan’ ny olona masina rehetra,…
Mofon’aina – TALATA 02 JANOARY 2018 2 janoary 2018 Herin'Andriamanitra, Tenin'ny Tompo Marka Ary androtrizay ihany, rehefa hariva ny andro, dia hoy Izy taminy: Andeha isika hita ho eny am-pita…
Mofon’aina – ZOMA 22 DESAMBRA 2017 22 desambra 2017 Fitiavana I Jaona Tsy mbola nisy olona nahita an’ Andriamanitra na oviana na oviana. Raha mifankatia isika,…
Mofon’aina – ALAKAMISY 21 DESAMBRA 2017 21 desambra 2017 Fiantran'Andriamanitra, Fitahiana Hosea Ry Isiraely ô, miverena amin’ i Jehovah Andriamanitrao, fa lavon-keloka ianao….
Mofon’aina – ALAROBIA 20 DESAMBRA 2017 20 desambra 2017 Fitiavan'Andriamanitra, Vavolombelona Efesiana Ary noho izany no andohalehako amin’ ny Ray15 Izay ahazoan’ ny fianakaviana rehetra any an-danitra sy etỳ an-tany anarana,…
Mofon’aina – ALATSINAINY 18 DESAMBRA 2017 18 desambra 2017 Fitiavan'Andriamanitra Jaona Tahaka ny nitiavan’ ny Ray Ahy no nitiavako anareo; tomoera amin’ ny fitiavako ianareo….