MOFON’AINA ALAKAMISY 28 APRILY 2022 28 aprily 2022 Fahamasinana, Fahefan'Andriamanitra I Samoela Ary Hana nivavaka ka nanao hoe: Ny foko ravoravo amin’i Jehovah, Ny tandroko voasand…
MOFON’AINA ALATSINAINY 30 SEPTAMBRA 2019 30 septambra 2019 Fahamasinana Ezekiela Ary ny aminareo, ry taranak’Isiraely, izao no lazain’i Jehovah Tompo; Samia mandeha ianareo,…
MOFON’AINA ALAROBIA 25 SEPTAMBRA 2019 25 septambra 2019 Fahamasinana, Fitondran-tena I Korintiana Misy aminareo va, raha manana ady amin’ny namany, sahy handeha hotsarain’ny olona tsy marina,…
MOFON’AINA ALATSINAINY 07 JANOARY 2019 7 janoary 2019 Fahamasinana II Korintiana Koa raha manana ireo teny fikasana ireo isika, ry malala, dia aoka isika hanadio ny tenantsika…
MOFON’AINA TALATA 25 SEPTAMBRA 2018 25 septambra 2018 Fahamasinana, Fitondran-tena marina I Petera Noho izany, dia aoka ho vonombonona lalandava ny fanahinareo; mahonòna tena, ka antenao tsara…
MOFON’AINA ALAROBIA 12 SEPTAMBRA 2018 12 septambra 2018 Fahamarinana, Fahamasinana II Korintiana Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan’ Andriamanitra?…
Mofon’aina – ALATSINAINY 06 AOGOSITRA 2018 6 aogositra 2018 Fahamasinana, Fitondran-tena Titosy Mampahatsiarova azy hanaiky izay manapaka sy manam-pahefana, hanoa tsara, ho vonona ho amin’ ny asa tsara rehetra,…
Mofon’aina – ALATSINAINY 03 JOLAY 2017 3 jolay 2017 Fahamasinana, Vavolombelona I Petera Koa amin’ izany sikino ny sainareo, dia mahonona tena, ka antenao tsara ny fahasoavana izay ho entina ho anareo amin’ ny hisehoan’ i Jesoa Kristy…
Mofon’aina – TALATA 25 APRILY 2017 25 aprily 2017 Fahamasinana, Voninahitr'Andriamanitra Isaia Tsy fantatrareo va? Tsy efa renareo va? Tsy efa nambara taminareo fony taloha va?…