MOFON’AINA ZOMA 28 DESAMBRA 2018 28 desambra 2018 Fisaorana, Fitiavana I Tesaloniana Ary mangataka aminareo izahay, ry rahalahy, mba hekenareo izay mikely aina eo aminareo sy mitondra…
MOFON’AINA ALAKAMISY 27 DESAMBRA 2018 27 desambra 2018 Fanantenana, Fifaliana Romana Aoka ny fitiavana ho amin’ ny tsi-fihatsarambelatsihy; mankahalà ny ratsy; mifikira amin’ ny tsara…
MOFON’AINA ALAKAMISY 20 DESAMBRA 2018 20 desambra 2018 Fiainana, Fifaliana Isaia Fa, indro, Izaho mahary lanitra vaovao sy tany vaovao, ka dia tsy hotsarovana intsony ny taloha,…
MOFON’AINA ALAROBIA 19 DESAMBRA 2018 19 desambra 2018 Fiavian'ny Tompo Zakaria Mihobia sy mifalia, ry Ziona zanakavavy, fa, indro, avy honina ao afovoanao Aho, hoy Jehovah…
MOFON’AINA TALATA 18 DESAMBRA 2018 18 desambra 2018 Fisaorana, Fitiavan'Andriamanitra Efesiana Isaorana anie Andriamanitra, Rain’ i Jesoa Kristy Tompontsika, Izay nitahy antsika tao amin’ i Kristy…
MOFON’AINA ZOMA 07 DESAMBRA 2018 14 desambra 2018 Fahasambarana, Fiderana Lioka Ary tamin’ izany ora izany dia ravoravo tamin’ ny Fanahy Masina Jesosy ka nanao hoe:…
MOFON’AINA ALAKAMISY 13 DESAMBRA 2018 13 desambra 2018 Sitrapon'Andriamanitra, Vavaka Lioka Ary Jesoa niara-nidina tamin’ ireo, dia nijanona teo an-kamarenana Izy sy ny mpianany maro mbamin’ ny vahoaka betsaka…
MOFON’AINA TALATA 11 DESAMBRA 2018 11 desambra 2018 Fiderana, Voninahitr'Andriamanitra Isaia Ary hiteny ianao amin’ izany andro izany hoe: Hidera Anao aho, Jehovah ô;…
MOFON’AINA ALATSINAINY 10 DESAMBRA 2018 10 desambra 2018 Fisaorana Estera Dia nivory indray ny Jiosy izay tany Sosana tamin’ ny andro fahefatra ambin’ ny folo tamin’ ny volana Adara ka namono olona telon-jato lahy tany Sosana;…
MOFON’AINA ZOMA 07 DESAMBRA 2018 7 desambra 2018 Fanahy Masina Romana Fa izay tarihin’ ny Fanahin’ Andriamanitra no zanak’ Andriamanitra…