Ary Mosesy niandry ny ondry aman-osin’i Jetro rafozany, mpisorona tao Midiana,…
Iza eo aminareo no hendry sy manam-pahalalana? Aoka asehony amin’ny fitondrantena…
Ary mitandrema, fandrao ny fonareo hovesaran’ny vokatry ny fisotroan-toaka sy ny fahamamoana…
Koa tsarovy fa fahiny ianareo izay jentilisa araka ny nofo, ka nolazain’ny voaforan-tànana teo amin’ny nofo hoe ‘tsy voafora’,…
Raha noana ny fahavalonao, omeo hanina izy;…
Efa renareo fa voalaza tamin’ny ntaolo hoe: » Aza mamono olona » (Eks.20.13); ary izay mamono olona dia mendrika hohelohina amin’ny fitsarana….
Ary tonga tamin’i Zakaria ny tenin’i Jehovah nanao hoe: 9 Izao no lazain’i Jehovah, Tompon’ny maro:…
Tsy izao va no fifadiana izay ankasitrahako: Dia ny hamaha ny famatoran’ny faharatsiana,…
Aza manangan-tsaho foana. Aza mifandray tànana amin’ny ratsy fanahy ho vavolombelona mampidi-doza….
Farany, miraisa saina ianareo rehetra, ka miaraha ory, mifankatiava tahaka ny mpirahalahy,…