Ry malala, aoka hifankatia isika; fa avy amin’Andriamanitra ny fitiavana,…
Koa atsovy amin’ny taranak’Isiraely hoe: Izao no lazain’i Jehovah Tompo: Tsy noho ny aminareo no anaovako izany,…
Dia nentina tany amin’i Jesoa ny lehilahy anankiray izay demoniaka, sady jamba no moana;…
Ary rehefa hitan’i Balama fa sitrak’i Jehovah ny hitahy ny Isiraely,…
Ary niantso azy izy ka nandrara azy tsy hiteny na hampianatra amin’ny anaran’i Jesoa intsony…
Ary Jesoa feno ny Fanahy Masina dia niverina avy tany Jordana,…
Ary Jahaziela, zanak’i Zakaria, zanak’i Benaia, zanak’i Jeiela, zanak’i Matania,…
Tao amiko ny tànan’i Jehovah, ary ny Fanahy no nitondran’i Jehovah ahy nivoaka,…
Fa izaho koa, ry rahalahiko, dia matoky ny aminareo fa feno fahatsarana ianareo sady mahay mifananatra koa….
Izao no lazain’i Jehovah ny amin’ny mpaminany izay mampaniasia ny oloko,…