Dia mbola nandroso nanao oha-teny ihany Joba ka nanao hoe:…
Ny Fanahin’i Jehovah Tompo no ato amiko, Satria Jehovah efa nanosotra ahy hitory teny soa mahafaly amin’ny mpandefitra,…
Fa raha tonga ny Mpananatra, Izay hirahiko ho aminareo avy amin’ny Ray,…
Fa iza no olona mahalala ny ao am-pon’olona afa-tsy ny fanahin’ny olona izao ao anatiny ihany?…
Ary rehefa afaka izany, dia handatsaka ny Fanahiko amin’ny nofo rehetra Aho;…
Ary rehefa tapitra ny andro, izaho Nebokadnezara nanandrandra ny masoko tamin’ny lanitra,…
Dia nitodika Petera ka nahita ny mpianatra izay tian’i Jesoa manaraka, dia ilay niankina tamin’ny tratrany tamin’ny fisakafoana ka nanao hoe:…
Ary ianareo dia efa novelominy, fony mbola matin’ny fahadisoanareo sy ny fahotanareo,…
Ary amin’izany andro izany dia hitsangana Mikaela, andrian-dehibe, izay mitsangana hiaro ny zanaky ny firenenao;…
Hanandratra Anao aho, Jehovah o; fa nanintona ahy niakatra Ianao, ka tsy nataonao ho fifalian’ny fahavaloko aho…