Fa hevero ny fiantsoana anareo, ry rahalahy, fa tsy firy no olon-kendry araka ny nofo, tsy firy no olona mahery,…
Ary soraty ho amin’ny anjelin’ny fiangonana any Tyatira: Izao no lazain’ny Zanak’Andriamanitra, Izay manana maso toy ny lelafo,…
Ary soraty ho amin’ny anjelin’ny fiangonana any Laodikia: Izao no lazain’ny Amena, dia Ilay Vavolombelona mahatoky sy marina,…
Fa Kaleba dia nampangina ny olona teo anatrehan’i Mosesy ka nanao hoe: Andeha isika hiakatra mihitsy mba hahazoantsika azy,…
Taratasy fisoratana anarana ho mpianatra katekomena.
Farany, mahereza ao amin’ny Tompo sy amin’ny herin’ny faherezany…
Ary nony tonga teo amin’ny mpianatra izy, dia nahita vahoaka betsaka manodidina azy sy mpanora-dalàna niady hevitra taminy….
Ny hevitra rehetra dia aorin’ny fisainana, Ary ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady…
Izany zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona, ka anaro mafy eo anatrehan’ny Tompo izy mba tsy hiady teny,…
Ary rehefa ren’i Sanbala sy Tobia sy ny Arabo sy ny Amonita ary ny Asdodita fa voatsangana ny mandan’i Jerosalema,…