Koa aza manary ny fahasahianareo izay misy valiny lehibe…
Aza avela hisy tsy voaloa na amin’iza na amin’iza, afa-tsy ny fifankatiavanareo ihany;…
Ary ny mpisoronabe nitsangana nankeo afovoany, dia nanontany an’i Jesoa ka nanao hoe:…
Fa hany ataoko: aoka ny fitondrantenanareo ho miendrika ny filazantsaran’i Kristy,…
Nahoana no miteny ianao, ry Jakoba ô, ary milaza ianao, ry Isiraely ô,…
Henoy izao teny izao, izay lazain’i Jehovah ny aminareo, ry Zanak’Isiraely, dia ny amin’io taranaka rehetra…
Fa namaly ny Jiosy ka nanao taminy hoe: Inona no famantarana asehonao aminay,…
Tsy izay rehetra manao Amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin’ny fanjakan’ny lanitra,…
Ary hoy Izy taminy: Ahoana izao teny resahinareo ety am-pandehanana izao?…
Ary nisy lehilahy mahery iray hetsy tamin’ny Isiraely nokaramainy talenta volafotsy zato…