Ary Samoela nitondra tavoara feno diloilo ka nanidina ny diloilo teo an-dohan’i Saoly,…
Ary ny aminareo, ry taranak’Isiraely, izao no lazain’i Jehovah Tompo; Samia mandeha ianareo,…
1 Ary ampahafantarinay anareo, ry rahalahy, ny fahasoavan’Andriamanitra izay nomena tao amin’ny fiangonana any Makedonia; 2 fa tamin’ny fahoriana be nizahan-toetra azy no nitomboan’ny hafalianay, ary ny hamafin’ ny fahantrany no nampitombo ny haren’ny hitsim-pony. 3 Koa vavolombelona aho fa araka ny zakany, eny, mihoatra noho ny zakany aza, sady araka ny sitrapony ihany, no […]
Izaho no tena voaloboka, ary ny Raiko no mpamboatra…
Misy aminareo va, raha manana ady amin’ny namany, sahy handeha hotsarain’ny olona tsy marina,…
Ary ianao, ry Solomona zanako, aoka ho fantatrao Andriamanitry ny rainao,…
Hoy ravehivavy taminy: Tompoko, hitako fa mpaminany Ianao…
Ary tamin’izany andro izany, rehefa nihamaro ny isan’ny mpianatra, dia nimonomonona tamin’ny Hebreo ny Helenista,…
Fa amin’izany dia hovako ho madio ny molotry ny firenena, Hiantsoan’izy rehetra ny anaran’i Jehovah,…
Ary Izy no nanome ny sasany ho Apostoly, ary ny sasany ho mpaminany, ary ny sasany ho evanjelista,…