Ary nahita lanitra vaovao sy tany vaovao aho; fa efa lasa ny lanitra voalohany sy ny tany voalohany,…
Ary amin’ izany dia mahareta tsara, ry rahalahy, mandra-pihavin’ ny Tompo…
Ary Izy nanao fanoharana taminy hoe: Jereo ny aviavy sy ny hazo rehetra…
Fa ny amin’ ny andro sy ny fotoana, ry rahalahy, dia tsy misy tokony hosoratako aminareo…
Aoka hataon’ ny olona ho mpanompon’ i Kristy sy mpitandrina ny zava-miafina izay an’ Andriamanitra izahay…
Aoka tsy hirehitra ny fahatezeranao noho ny amin’ ny mpanao ratsy; Ary aza mialona ny mpanao meloka;…
Fivavak’ i Davida. Atongilano ny sofinao, Jehovah ô, ka valio aho, Fa ory sy malahelo.2 Arovy ny fanahiko,…
Ireo rehetra ireo dia maty tamin’ ny finoana, kanefa tsy mbola nahazo ny teny fikasana;…
Ary soraty ho amin’ ny anjelin’ ny fiangonana any Filadelfia: Izao no lazain’ izay masina,…
Aoka hisikina ny valahanareo sy hirehitra ny jironareo;36 ary aoka ianareo ho tahaka ny olona izay miandry ny tompony…