Ny famaliana mora dia mampianina ny fahatezerana mafy; Fa ny teny maharary mahatonga fahasosorana…
Ary hoy Izy amin’ ny fampianarany: Mitandrema ny amin’ ny mpanora-dalàna izay mazoto…
Ary raha tonga ny Zanak’olona amin’ny voninahiny, arahin’ny anjely rehetra, dia hipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianan’ny voninahiny Izy;…
Raha misy lehilahy vao nampaka-bady, dia tsy handeha hiantafika izy,…
Izao no lazain’ i Jehovah: Midina any amin’ ny tranon’ ny mpanjakan’ ny Joda,…
Mihainoa izao, ianareo izay mihanahana te-hitelina ny malahelo sy ta-hahafongana ny mpandefitra amin’ ny tany…
Aza mitsara, mba tsy hotsaraina ianareo….
Anaka, aza avela hisy hamitaka anareo: izay manao ny marina no marina;…
Fa maizina ianareo fahiny, fa efa mazava ao amin’ ny Tompo kosa ankehitriny;…
Inona no ho entiko manatona an’ i Jehovah sy miondrika eo anatrehan’ Andriamanitra Izay any amin’ ny avo? …