Isaorana anie Andriamanitra, Rain’ i Jesoa Kristy Tompontsika, Izay nitahy antsika tao amin’ i Kristy…
Ary tamin’ izany ora izany dia ravoravo tamin’ ny Fanahy Masina Jesosy ka nanao hoe:…
Ary Jesoa niara-nidina tamin’ ireo, dia nijanona teo an-kamarenana Izy sy ny mpianany maro mbamin’ ny vahoaka betsaka…
Ary hiteny ianao amin’ izany andro izany hoe: Hidera Anao aho, Jehovah ô;…
Dia nivory indray ny Jiosy izay tany Sosana tamin’ ny andro fahefatra ambin’ ny folo tamin’ ny volana Adara ka namono olona telon-jato lahy tany Sosana;…
Fa izay tarihin’ ny Fanahin’ Andriamanitra no zanak’ Andriamanitra…
Mihobia ny TOMPO, ry mponin’ny tany tontolo.2 Anaovy fanompoam-pivavahana amim-pifaliana IZY;…
Nony ampitso dia te-hiala ho any Galilia Jesoa, ary nahita an’ i Filipo Izy ka nanao taminy hoe: Manaraha Ahy…
Taorian’izany, dia nisy hoatra ny feo mafy navoakan’olona maro tany an-danitra,…
Fa na dia tsy mamontsina aza ny aviavy, Ary tsy misy voany ny voaloboka, Na dia mahadiso fanantenana aza ny oliva,…