Satria hoy ianao: Jehovah ô, Ianao no aroko, Sady nataonao ho fonenanao ny Avo Indrindra,10 Dia tsy hisy loza hanjo anao, Na aretina hanakaiky ny lainao….
Ary Ebeda-meleka Etiopiana, tandapa anankiray tao amin’ ny tranon’ ny mpanjaka, raha nandre ny nandatsahany an’ i Jeremia tao amin’ ny lavaka …
Ho an’ ny mpiventy hira. Hampiarahina amin’ ny valiha. Salamo nataon’ i Davida. Raha miantso aho, mamalia ahy, ry Andriamanitry ny fahamarinako ô…
Ary izao kosa no nampitondrainy ho an-drainy: borikilahy folo nitondra zava-tsoa avy tany Egypta, sy borikivavy folo nitondra vary sy mofo,…
Ary raha namatotra azy tamin’ ny kofehy hoditra izy, dia hoy Paoly tamin’ ny kapiteny izay hitsangana teo:…
Ary raha nasandratr’ i Mosesy ny tànany, dia nahery ny Isiraely; fa raha nampidininy ny tànany, dia nahery kosa ny Amalekita….
31 Fa tsy hanary mandrakizay ny Tompo;32 Eny fa na dia mampahory aza Izy, dia mbola hiantra ihany araka ny haben’ ny famindrampony.33 Fa tsy sitrany ny mampahory na mampalahelo ny zanak’ olombelona. FITOMANIANA 3 :31-33 Azo antoka ny fandresena satria: 1-Ny fijaliana mandalo Mazava tsara ny Fit.3 :31-33 izay manambara fa tsy hanary mandrakzay ny […]
Ry olona mafy hatoka sady tsy voafora fo sy sofina, hianareo manohitra ny Fanahy Masina mandrakariva;…
Ary nisy Jiosy tonga avy tany Antiokia sy Ikonioma, izay nitaona ny vahoaka ka nitora-bato an’ i Paoly,…
Dia tezitra Jakoba ka nifamaly tamin’ i Labana; ary namaly Jakoba ka nanao tamin’ i Labana hoe: Inona no heloko?…