Tsarovy Jesoa Kristy Izay natsangana tamin’ ny maty, dia Ilay avy tamin’ ny taranak’ i Davida,…
Dia nomen’ i Jehovah ny Isiraely ny tany rehetra izay efa nianianany homena ny razany;…
Fa izaho dia efa hatolotra sahady, ary efa mby akaiky ny andro fialàko….
Dia nahiratra ny mason’ izy mivady, ka fantany fa mitanjaka izy; ary nanjaitra ravin’ aviavy izy,…
Ary fandrao hirehareha noho ny habetsaky ny fanambarana aho, dia nasiana tsilo tamin’ ny nofo,…
Ary raha hanontany anao ny zanakao amin’ ny andro ho avy ka hanao hoe: Inona no anton’ izao?…
Ary tsy misy maka izany voninahitra izany ho an’ ny tenany afa-tsy izay antsoin’ Andriamanitra…
Ary tamin’ izany ora izany Jesoa dia nahasitrana olona maro tamin’ ny rofy sy ny aretina sy ny fanahy ratsy sady nampahiratra ny jamba maro….
Ary nitsangana ny mpisoronabe mbamin’ ny namany rehetra (izay antokon’ ny Sadoseo), fa feno fialonana izy…
Henoy ny teny izay lazain’ i Jehovah aminareo, ry taranak’ Isiraely…