MOFON’AINA TALATA 11 DESAMBRA 2018 11 desambra 2018 Fiderana, Voninahitr'Andriamanitra Isaia Ary hiteny ianao amin’ izany andro izany hoe: Hidera Anao aho, Jehovah ô;…
MOFON’AINA ALATSINAINY 10 DESAMBRA 2018 10 desambra 2018 Fisaorana Estera Dia nivory indray ny Jiosy izay tany Sosana tamin’ ny andro fahefatra ambin’ ny folo tamin’ ny volana Adara ka namono olona telon-jato lahy tany Sosana;…
MOFON’AINA ZOMA 07 DESAMBRA 2018 7 desambra 2018 Fanahy Masina Romana Fa izay tarihin’ ny Fanahin’ Andriamanitra no zanak’ Andriamanitra…
MOFON’AINA ALAKAMISY 06 DESAMBRA 2018 6 desambra 2018 Herin'Andriamanitra Salamo Mihobia ny TOMPO, ry mponin’ny tany tontolo.2 Anaovy fanompoam-pivavahana amim-pifaliana IZY;…
MOFON’AINA ALAROBIA 05 DESAMBRA 2018 5 desambra 2018 Fiantsoana, Finoana I Jaona Nony ampitso dia te-hiala ho any Galilia Jesoa, ary nahita an’ i Filipo Izy ka nanao taminy hoe: Manaraha Ahy…
MOFON’AINA TALATA 04 DESAMBRA 2018 4 desambra 2018 Herin'Andriamanitra Apokalipsy Taorian’izany, dia nisy hoatra ny feo mafy navoakan’olona maro tany an-danitra,…
MOFON’AINA ALATSINAINY 03 DESAMBRA 2018 3 desambra 2018 Fifaliana, Miaraka amin'ny Tompo Habakoka Fa na dia tsy mamontsina aza ny aviavy, Ary tsy misy voany ny voaloboka, Na dia mahadiso fanantenana aza ny oliva,…
MOFON’AINA ZOMA 30 NOVAMBRA 2018 30 novambra 2018 Fanjakan'Andriamanitra Apokalipsy Ary nahita lanitra vaovao sy tany vaovao aho; fa efa lasa ny lanitra voalohany sy ny tany voalohany,…
MOFON’AINA ALAROBIA 28 NOVAMBRA 2018 28 novambra 2018 Faharetana Jakoba Ary amin’ izany dia mahareta tsara, ry rahalahy, mandra-pihavin’ ny Tompo…
MOFON’AINA TALATA 27 NOVAMBRA 2018 27 novambra 2018 Fiambenana Lioka Ary Izy nanao fanoharana taminy hoe: Jereo ny aviavy sy ny hazo rehetra…