Dia hoy Jehovah tamin’ i Mosesy: Nihafohy va ny tànan’ i Jehovah?…
Ry mpisintaka mijangajanga, tsy fantatrareo va fa fandrafiana an’ Andriamanitra ny fisakaizana amin’ izao tontolo izao?…
Ry malala, aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na avy amin’ Andriamanitra ireny, na tsia…
Ary izaho koa, ry rahalahy, raha tonga tany aminareo, dia tsy tonga tamin’ ny teny sy fahendrena marevaka…
Ary rehefa afaka izany, dia handatsaka ny Fanahiko amin’ ny nofo rehetra Aho…
Fa mitandrema ianareo, fa hatolotra amin’ ny Synedriona sy hokapohina ao amin’ ny synagoga ary hitsangana…
Ary nony tonga ny Andro Pentekosta, dia teo amin’ ny fitoerana iray izy rehetra….
Fa ankehitriny mankany amin’ izay naniraka Ahy Aho, ary tsy misy aminareo manontany Ahy hoe…
Indro, Izaho maniraka anareo ho tahaka ny ondry ao ampovoan’ ny amboadia; koa hendre tahaka ny menarana, ary morà tahaka ny voromailala….
Jesoa namaly ka nanao taminy hoe: Raha misy tia Ahy, dia hitandrina ny teniko izy…