Fa Andriamaniny no manoro azy izay mety hataony, Eny, Izy no mampianatra azy…
Fa antomotra ny faran’ ny zavatra rehetra; koa hendre ka mahonòna tena ho amin’ ny fivavahana…
Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:2 Indro, efa notononiko anarana Bezalila, zanak’ i Ory, zanak’ i Hora, avy amin’ ny firenen’ i Joda…
Fa izaho mananatra anareo, ry rahalahy, mba hitandrina ny amin’ izay mahatonga ny fisarahana…
Ny vehivavy hendry dia samy manao ny tranony; Fa ny adala kosa mandrava ny tranony amin’ ny tànany…
Ary nony nanao raharaham-pisoronana teo anatrehan’ Andriamanitra Zakaria araka ny fifandimbiasan’ ny antokony…
Izao koa no fahendrena efa hitako tatỳ ambanin’ ny masoandro,…
Ary ny mpianatra iraika ambin’ ny folo lahy dia nankany Galilia…
Aza mampahory ny mpitondratena sy ny kamboty akory ianareo….
Tsy fantatrareo va? Tsy efa renareo va? Tsy efa nambara taminareo fony taloha va?…