Ary ankehitriny izaho manolotra anareo ho amin’Andriamanitra sy ho amin’ny tenin’ny fahasoavany,…
Ary raha nilaza izany Jesosy, dia nisy vehivavy anankiray teo amin’ny vahoaka…
Mahagaga ny teni-vavolombelonao, Ka dia mitandrina azy ny fanahiko….
Izay hatramin’ny voalohany, dia izay efa renay, izay efa hitan’ny masonay,…
Ry rahalahy, taranak’i Abrahama, sy izay rehetra eo aminareo matahotra an’Andriamanitra,…
Tamin’ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin’Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra…
Rehefa entin’i Jehovah Andriamanitrao ianao ka tafiditra any amin’ny tany izay efa hidiranao holovana,…
Ankehitriny dia mifaly amin’ny faharetako ho anareo aho, ary mahatanteraka ao amin’ny nofoko…
Mihainoa izany, ry Joba; Mijanòna, ka mba diniho ny fahagagana ataon’Andriamanitra…
Koa ataovy amin’ny taranak’Isiraely hoe: Izao no lazain’i Jehovah Tompo:…