Ary rehefa tonga aminao izany zavatra rehetra izany, dia ny fitahiana sy ny fanozonana izay nataoko teo anoloanao,…
Ary Petera, nony nahita, dia namaly ny vahoaka hoe: Ry lehilahy Isiraely,…
Jehovah ô, efa naneho fitia tamin’ny taninao Hianao, Efa nampodinao Jakoba avy tamin’ny fahababoany…
Koa na dia ankehitriny aza, hoy Jehovah, Miverena amiko amin’ny fonareo rehetra…
Koa amin’izany, satria manana izany fanantenana izany izahay,…
21 Manangàna famantaran-dàlana ho anao ianao, Manorena tsangam-bato; Saino tsara ny làlana efa voavoatra, Dia ilay làlana efa nalehanao; Miverena indray, ry Isiraely virjina, Miverena indray ho amin’ireto tanànanao ireto. 22 Mandra-pahoviana no hirioriovanao, Ry zanakavavy mpiodina? Fa Jehovah efa namorona zava-baovao amin’ny tany: Vehivavy no hanodidina lehilahy. 23 Izao no lazain’i Jehovah, Tompon’ny maro, […]
Soraty ho amin’ny anjelin’ny fiangonana any Efesosy…
Nefa ny mpaminany rehetra sy ny mpahita rehetra dia nasain’i Jehovah nananatra ny Isiraely sy ny Joda hoe :…
Ary hatramin’izany andro izany dia nitoetra ela tany Kiriata-jearima ny fiaran’i Jehovah,…
Koa aoka ho fantatry ny taranak’Isiraely rehetra marimarina fa iny Jesoa…