Inona moa no soa azo, ry rahalahiko, raha misy milaza fa manam-pinoana izy, nefa tsy manana asa?…
Fa izao no lazain’ny Iray avo sy manerinerina, izay monina mandrakizay, masina no anarany:…
Mifankazara amin’ny Tsitoha ianao, dia hiadana; Izany no hahatongavan’ny soa aminao…
Ny olona izay mandeha amin’ny maizina dia mahita mazava lehibe; Izay mitoetra amin’ny tany aloky ny fahafatesana no iposahan’ny mazava. 2. Hamaroinao ity firenena ity, Ary ampitomboinao ny hafaliany; Mifaly eo anatrehanao izy tahaka ny hafaliana amin’ny fararano, ary tahaka ny fifalin’ny olona, raha mizara babo. 3. Fa ny bao fitondran-entany sy ny tsorakazo nikapohana […]
Fa, indro, avy ny andro, mandoro toy na fatana fandoroana izy;…
Midradradradrà ianareo, fa efa antomotra ny andron’i Jehovah,…
Dia hoy Jesoa tamin’ny mpianany: Raha misy olona ta-hanaraka Ahy,…
Lozan’izay midina any Egypta hitady famonjena sy miantehitra amin’ny soavaly ary matoky ny kalesy,…
Fa ataoko fa ny fahoriana amin’izao andro ankehitriny izao dia tsy tokony hoharina…
Aza malahelo ny fonareo; minoa an’Andriamanitra, ary minoa Ahy koa…