Fa ny teny ny amin’ ny hazo fijaliana dia fahadalana amin’ izay ho very…
Ary nony tao Jerosalema Jesosy tamin’ ny Paska…
Ary nandre izany aho, nefa tsy nahafantatra; dia hoy izaho: Tompoko ô…
Ary hatramin’ ny ora fahenina ka hatramin’ ny ora fahasivy dia maizina ny tany rehetra…
Ary nony hariva ny andro, dia nipetraka nihinana Izy mbamin’ ny mpianatra roa ambin’ ny folo lahy…
Fa tsy nanaraka izay anganongano noforonin’ ny fahafetsen’ ny saina izahay, raha nampahafantatra anareo ny hery sy ny fihavian’ i Jesoa Kristy Tompontsika…
Ary rehefa nanakaiky Izy ka tonga teo am-pidinana amin’ ny tendrombohitra Oliva…
Ary rehefa afaka izany, dia nahita aho fa, indro, novohana ny tempoly, dia ny tabernakelin’ ny vavolombelona tany an-danitra…
Ahoana ary no holazaintsika? Misy tsi-fahamarinana va amin’ Andriamanitra? Sanatria izany…
fa zavatra marina amin’ Andriamanitra ny hamaly fahoriana izay mampahory anareo,…