Ary hoy Jehovah tamin’ i Mosesy: Mifohaza maraina koa hianao dia mitsangana eo anatrehan’ i Farao…
izay nataony tao amin’ i Kristy tamin’ ny nananganany Azy tamin’ ny maty sy ny nampitoerany Azy…
Tamin’ izany Dariosa mpanjaka dia nanoratra ho amin’ ny fokom-pirenena sy ny firenena sy ny samy hafa fiteny rehetra…
Ary nony niala teo Jesoa, dia nahita lehilahy atao hoe Matio nipetraka teo am-pamorian-ketra…
Dia hoy Jehovah tamin’ i Mosesy: Indro, antomotra ny andro hahafatesanao…
Ary nahoana ianao no mijery ny sombin-kazo izay eo amin’ ny mason’ ny rahalahinao…
Ary tsy aminareo ihany no anaovako izao fanekena sy fianianana izao…
Koa tandremo ny lalàna rehetra izay andidiako anareo anio, mba hahery ianareo…
Ary mianara ny fanoharana ny amin’ ny aviavy: Raha vao manaroka ny rantsany ka mandravina…
Farany, miraisa saina ianareo rehetra, ka miaraha ory, mifankatiava tahaka ny mpirahalahy…